Deoteronomia 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Handre izany ny Israely rehetra, dia hatahotra ka tsy hanao zava-dratsy toy izany intsony eo aminareo.+ Deoteronomia 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia handre izany ny olona rehetra ka hatahotra,+ ary tsy ho sahisahy ratsy intsony. 1 Timoty 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary anaro+ eo imason’ny rehetra ny olona zatra manota,+ mba hatahotra koa ny sisa.+
11 Handre izany ny Israely rehetra, dia hatahotra ka tsy hanao zava-dratsy toy izany intsony eo aminareo.+