Eksodosy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+ Deoteronomia 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy mantsy no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao avy teo amin’ny fokonao rehetra mba hitsangana hanompo foana amin’ny anaran’i Jehovah, eny, izy sy ny zanany.+
28 “Ary alaivo avy eo amin’ny zanak’Israely i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, mba ho eo aminao. Koa hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako+ i Arona+ sy ny zanany lahy, dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+
5 Izy mantsy no nofidin’i Jehovah Andriamanitrao avy teo amin’ny fokonao rehetra mba hitsangana hanompo foana amin’ny anaran’i Jehovah, eny, izy sy ny zanany.+