Nomery 22:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa hoy ilay anjelin’i Jehovah tamin’i Balama: “Mandehana miaraka amin’ireo olona ireo,+ nefa izay teny holazaiko aminao ihany no azonao lazaina.”+ Koa nanohy ny diany niaraka tamin’ireo andrianan’i Balaka i Balama. Mika 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mba tsarovy re,+ ry oloko, ny teti-dratsin’i Balaka mpanjakan’i Moaba e,+ sy ny teny navalin’i Balama zanak’i Beora azy.+ Hatrany Sitima+ no namonjeko anao ka hatrany Gilgala,+ mba ho fantatra ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah.”+
35 Fa hoy ilay anjelin’i Jehovah tamin’i Balama: “Mandehana miaraka amin’ireo olona ireo,+ nefa izay teny holazaiko aminao ihany no azonao lazaina.”+ Koa nanohy ny diany niaraka tamin’ireo andrianan’i Balaka i Balama.
5 Mba tsarovy re,+ ry oloko, ny teti-dratsin’i Balaka mpanjakan’i Moaba e,+ sy ny teny navalin’i Balama zanak’i Beora azy.+ Hatrany Sitima+ no namonjeko anao ka hatrany Gilgala,+ mba ho fantatra ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah.”+