-
2 Samoela 8:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nandresy ny Moabita koa izy.+ Dia nasainy nitsotra tamin’ny tany ireo mba horefesina amin’ny tady. Ary nandrefy indroa tamin’ny halavan’ilay tady izy, ka natokany hovonoina ho faty izay tafiditra tao anatin’izay, ary nandrefy indray mandeha izy ka navelany ho velona izay tao anatin’izay.+ Dia lasa mpanompon’i Davida+ ny Moabita ka nandoa hetra+ taminy.
-