Nomery 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mipaka hatrany Ara+ ilay lohasaha falehan-driaka, sady manamorona ny sisin-tanin’i Moaba.” Nomery 21:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona.
28 Fa nisy afo avy tao Hesbona,+ nisy lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona,Ka nandevona an’i Aran’i+ Moaba, dia ireo tompon’ny toerana avo any Arnona.