Ohabolana 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Efa vonona ny didim-pitsarana hanamelohana ny mpaniratsira,+ ary ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny kapoka.+ Lioka 12:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Ho vitsy kosa ny kapoka ho an’ilay nanao zavatra tokony hikapohana azy,+ satria noho ny tsy fahalalany+ no nanaovany izany. Izay nomena be dia hitakiana be,+ ary ilay nanankinan’olona zavatra betsaka dia bebe kokoa no hotakina aminy.+
29 Efa vonona ny didim-pitsarana hanamelohana ny mpaniratsira,+ ary ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny kapoka.+
48 Ho vitsy kosa ny kapoka ho an’ilay nanao zavatra tokony hikapohana azy,+ satria noho ny tsy fahalalany+ no nanaovany izany. Izay nomena be dia hitakiana be,+ ary ilay nanankinan’olona zavatra betsaka dia bebe kokoa no hotakina aminy.+