Genesisy 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 sy ny Horita+ teny amin’ny tendrombohitra Seira,+ ary ny hatrany Ela-parana,+ any an-tany efitra. Genesisy 36:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ireto no taranak’i Seira Horita, izay mponina teo amin’ilay tany:+ Lotana, Sobala, Zibona, Ana,+ Deoteronomia 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nonina tany Seira ny Horita+ fahiny, fa nandroaka azy ny taranak’i Esao+ sady nandringana azy ka nonina tany hisolo azy,+ tahaka ny tsy maintsy ataon’ny Israely amin’ilay tany izay homen’i Jehovah azy ho fananany.—
20 Ary ireto no taranak’i Seira Horita, izay mponina teo amin’ilay tany:+ Lotana, Sobala, Zibona, Ana,+
12 Nonina tany Seira ny Horita+ fahiny, fa nandroaka azy ny taranak’i Esao+ sady nandringana azy ka nonina tany hisolo azy,+ tahaka ny tsy maintsy ataon’ny Israely amin’ilay tany izay homen’i Jehovah azy ho fananany.—