4 Ary efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo mandry feizay izao ny rahalahinareo, araka izay nampanantenainy azy.+ Koa ankehitriny, miverena any amin’ny tranolainareo, any amin’ny taninareo, izay nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo eny ampitan’ny Reniranon’i Jordana.+