29 Aoka ho avy ny Levita+ satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy, ary aoka koa ho avy ny mpivahiny+ sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena+ izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ireo ka ho voky. Dia hotahin’i Jehovah Andriamanitrao+ ianao amin’izay rehetra hataon’ny+ tananao.