Levitikosy 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.” Levitikosy 26:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+ Salamo 119:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Enga anie handeha amin’ny lala-mahitsy foana aho+Mba hitandremako ny fitsipikao!+
11 sady mba hampianarana ny zanak’Israely+ ny fitsipika rehetra nolazain’i Jehovah tamin’izy ireo tamin’ny alalan’i Mosesy.”
46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana+ ary lalàna naorin’i Jehovah teo aminy sy ny zanak’Israely, teo an-tendrombohitra Sinay, tamin’ny alalan’i Mosesy.+