18 Rehefa nandeha namakivaky ny tany efitra izy ireo, dia nihodidina an’i Edoma+ sy Moaba, ka nandeha tany atsinanan’i Moaba,+ ary nitoby tao amin’ny faritr’i Arnona fa tsy niditra tao amin’ny faritr’i Moaba,+ satria i Arnona no sisin-tanin’i Moaba.+