Deoteronomia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo. Josoa 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha vao tafita an’i Jordana ilay firenena manontolo,+ dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa:
6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo.