Deoteronomia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia handatsaka orana amin’ny fotoanany+ eo amin’ny taninareo aho, dia oram-pararano sy oran-dohataona.+ Ary hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay mamy ary ny menakareo ianareo.
14 dia handatsaka orana amin’ny fotoanany+ eo amin’ny taninareo aho, dia oram-pararano sy oran-dohataona.+ Ary hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay mamy ary ny menakareo ianareo.