Deoteronomia 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa nidina tany Ejipta ny razanao, dia fitopolo monja izy ireo,*+ nefa ankehitriny nataon’i Jehovah Andriamanitrao tonga maro be tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra.+ Deoteronomia 26:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany. Nehemia 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nataonao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranany.+ Ary nitondra azy ireo ianao mba ho eto amin’ity tany+ ity izay efa nampanantenainao ny razany+ fa hidirany sy halainy ho fananany.
22 Rehefa nidina tany Ejipta ny razanao, dia fitopolo monja izy ireo,*+ nefa ankehitriny nataon’i Jehovah Andriamanitrao tonga maro be tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra.+
5 Ary hiteny eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao hoe: ‘Syrianina efa saika maty ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ sy nivahiny tany izy mbamin’ny olona vitsy kely.+ Nanjary firenena lehibe sy mahery ary maro an’isa+ anefa izy tany.
23 Nataonao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranany.+ Ary nitondra azy ireo ianao mba ho eto amin’ity tany+ ity izay efa nampanantenainao ny razany+ fa hidirany sy halainy ho fananany.