23 Ary tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa nanao fahadisoana ny taranak’Israely sady nivadika tamiko, ka izany no nanaovana sesitany azy.+ Koa nanafina ny tavako tamin’izy ireo aho+ ary nanolotra azy teo an-tanan’ny fahavalony, hany ka lavon-tsabatra izy rehetra.+