Josoa 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa mahereza sy matanjaha,+ satria ianao no hitarika an’ity vahoaka ity handova+ ilay tany nianianako tamin’ny razany fa homena azy.+ Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+ Salamo 118:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no momba ahy, ka tsy hatahotra aho.+Inona moa no azon’ny olombelona atao amiko?+
6 Koa mahereza sy matanjaha,+ satria ianao no hitarika an’ity vahoaka ity handova+ ilay tany nianianako tamin’ny razany fa homena azy.+
14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+