Eksodosy 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ary raha manontany anao ny zanakao any aoriana any+ hoe: ‘Fa inona no hevitr’izao?’, dia lazao aminy hoe: ‘Tamin’ny herin-tsandriny no namoahan’i Jehovah antsika hiala tany Ejipta,+ avy tao amin’ny trano fanandevozana.+ Salamo 44:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,Ny razanay mihitsy no nitantara taminay+Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,+Tamin’ny andro fahiny.+
14 “Ary raha manontany anao ny zanakao any aoriana any+ hoe: ‘Fa inona no hevitr’izao?’, dia lazao aminy hoe: ‘Tamin’ny herin-tsandriny no namoahan’i Jehovah antsika hiala tany Ejipta,+ avy tao amin’ny trano fanandevozana.+
44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,Ny razanay mihitsy no nitantara taminay+Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,+Tamin’ny andro fahiny.+