Nehemia 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nomenao ny fanahinao*+ izy ireo mba ho malina. Tsy nohazoninao koa ny mana fa nomenao hohaniny,+ ary nomenao rano izy ireo rehefa nangetaheta.+ Salamo 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia inona moa izay olombelona mety maty+ no tsaroanao?+Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+
20 Nomenao ny fanahinao*+ izy ireo mba ho malina. Tsy nohazoninao koa ny mana fa nomenao hohaniny,+ ary nomenao rano izy ireo rehefa nangetaheta.+
4 Dia inona moa izay olombelona mety maty+ no tsaroanao?+Ary inona moa izay zanak’olombelona no karakarainao?+