23 Ary ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase+ kosa nonina hatrany Basana+ ka hatrany Bala-hermona+ sy Senira+ ary ny Tendrombohitra Hermona.+ Lasa maro be koa izy ireo.
5 Hazo zenevrie avy any Senira+ no nanaovany ny hazo fisaka rehetra nandrafetana anao. Ary sedera avy any Libanona+ no nanaovany ny andrin-tsambo eo aminao.