16 “‘Zana-tsipìka mahafaty, izany hoe mosary,+ no halefako amin’izy ireo mba haharingana azy. Izany zana-tsipìka izany no halefako aminareo mba haharingana anareo.+ Koa hataoko mafy kokoa ny mosary hahazo anareo, ary hotapahiko ny hazo fihantonan’ny mofo boribory fihinanareo.+