25 Hataon’i Jehovah resy eo anoloan’ny fahavalonao ianao.+ Lalana iray no hivoahanao hiady aminy, fa lalana fito kosa no handosiranao eo anoloany. Ary ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra eran-tany rehefa mahita izay nanjo anao.+
24 Ho lavon’ny lelan-tsabatra izy ireo, ka hoentina ho babo any amin’ny firenena rehetra,+ ary hohitsahin’ny hafa firenena i Jerosalema mandra-pahatapitry ny fe-potoana voatondro+ ho an’ny hafa firenena.