Nomery 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Rehefa hitanao izany, dia hangonina any amin’ny razanao tahaka an’i Arona rahalahinao koa ianao.+ Deoteronomia 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Miakara eo an-tampon’i Pisga,+ ary atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao ka mijere, fa tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+ Deoteronomia 34:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy i Jehovah taminy: “Io ilay tany nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: ‘Ny taranakao no homeko azy.’+ Ataoko hitan’ny masonao izy io, fa tsy hiampita ho eny ianao.”+
27 Miakara eo an-tampon’i Pisga,+ ary atopazo miankandrefana sy mianavaratra ary mianatsimo sy miantsinanana ny masonao ka mijere, fa tsy hiampita an’io Jordana io ianao.+
4 Dia hoy i Jehovah taminy: “Io ilay tany nianianako tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: ‘Ny taranakao no homeko azy.’+ Ataoko hitan’ny masonao izy io, fa tsy hiampita ho eny ianao.”+