Genesisy 49:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Avy amin’izy rehetra ireo ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely, ary izany no nolazain-drainy tamin’izy ireo rehefa nitso-drano azy izy. Samy notsofiny rano araka ny tsodrano tokony ho azy avy izy ireo.+ Lioka 24:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary nentiny hatrany Betania izy ireo, ary nanandratra ny tanany izy hitso-drano azy ireo.+
28 Avy amin’izy rehetra ireo ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely, ary izany no nolazain-drainy tamin’izy ireo rehefa nitso-drano azy izy. Samy notsofiny rano araka ny tsodrano tokony ho azy avy izy ireo.+