Daniela 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Renirano afo no nikoriana sy nivoaka avy teo anatrehany.+ Arivoarivo no nanompo azy,+ ary iray alina ampitomboina iray alina no nijoro teo anatrehany.+ Nanomboka ny Fitsarana,+ ka nisy boky nosokafana. Galatianina 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Inona àry no anton’ny Lalàna? Nomena koa izy io mba hampiharihariana ny fandikan-dalàna,+ mandra-pahatongan’ilay taranaka+ izay nanaovana an’ilay fampanantenana. Ary nampitaina tamin’ny alalan’ny anjely+ izy io, teo an-tanan’ny mpanelanelana iray.+ Joda 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Naminany momba azy ireny koa i Enoka,+ ilay taranaka fahafito avy tamin’i Adama, rehefa nilaza hoe: “Efa tonga i Jehovah, miaraka amin’ny anjeliny masina an’alinalina,+
10 Renirano afo no nikoriana sy nivoaka avy teo anatrehany.+ Arivoarivo no nanompo azy,+ ary iray alina ampitomboina iray alina no nijoro teo anatrehany.+ Nanomboka ny Fitsarana,+ ka nisy boky nosokafana.
19 Inona àry no anton’ny Lalàna? Nomena koa izy io mba hampiharihariana ny fandikan-dalàna,+ mandra-pahatongan’ilay taranaka+ izay nanaovana an’ilay fampanantenana. Ary nampitaina tamin’ny alalan’ny anjely+ izy io, teo an-tanan’ny mpanelanelana iray.+
14 Naminany momba azy ireny koa i Enoka,+ ilay taranaka fahafito avy tamin’i Adama, rehefa nilaza hoe: “Efa tonga i Jehovah, miaraka amin’ny anjeliny masina an’alinalina,+