Salamo 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mitsangàna,+ Jehovah ô! Vonjeo aho,+ ry Andriamanitro ô!+Asio eo amin’ny valanoranony ny fahavaloko rehetra,+Ary ataovy tapatapaka ny nifin’ny ratsy fanahy.+ Amosa 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Nankahalain’izy ireo ny mpananatra teo am-bavahady,+ ary tsy tiany izay milaza ny marina.+
7 Mitsangàna,+ Jehovah ô! Vonjeo aho,+ ry Andriamanitro ô!+Asio eo amin’ny valanoranony ny fahavaloko rehetra,+Ary ataovy tapatapaka ny nifin’ny ratsy fanahy.+