Salamo 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Vonjeo aho mba tsy ho lanin’ny liona.+Valio aho ka vonjeo tsy ho azon’ny tandroky ny ombidia.+ Salamo 92:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+
10 Ianao kosa hanandratra ny tandroko ho toy ny an’ny ombidia,+Ary izaho hihosotra menaka mahamandimandina.+