Salamo 68:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eny, mihirà ho an’Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra, dia ny lanitra efa nisy hatry ny ela.+Injay izy mampanakoako ny feony, dia feo mafy.+
33 Eny, mihirà ho an’Ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra, dia ny lanitra efa nisy hatry ny ela.+Injay izy mampanakoako ny feony, dia feo mafy.+