Salamo 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra ny firenena manana an’i Jehovah ho Andriamaniny,+Sy ny vahoaka nofidiny ho lovany.+ Salamo 144:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sambatra ny olona mahomby toy izany!”Sambatra ny olona manana an’i Jehovah ho Andriamaniny!+ Salamo 146:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+ Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+
5 Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+ Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+