31 efa hitan’i Davida mialoha ny fitsanganan’i Kristy tamin’ny maty ary efa niresaka momba izany izy, dia ny hoe tsy nafoy tao amin’ny Fasana* i Jesosy sady tsy lo ny nofony.+
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+