34 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Aza matahotra azy+ fa hatolotro eo an-tananao tokoa izy sy ny olony rehetra ary ny taniny.+ Toy ny nataonao tamin’i Sihona mpanjakan’ny Amorita, izay nonina tao Hesbona,+ no ataovy aminy.”
30 fa i Jehovah Andriamanitrareo no mandeha eo alohanareo. Izy no hiady ho anareo,+ araka izay rehetra nataony ho anareo teo ambany masonareo tany Ejipta+
42 Tao anatin’ny fe-potoana iray ihany+ no namaboan’i Josoa an’ireny mpanjaka rehetra ireny sy ny taniny, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no niady ho an’ny Israely.+