Nomery 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy i Mosesy tamin’ireo mpitsaran’ny Israely:+ “Samia ianareo mamono+ ny olom-peheziny, izay nanompo an’i Balan’i Peora.” Nomery 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nahatratra efatra arivo sy roa alina ny matin’ilay loza.+ 1 Korintianina 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary aoka isika tsy hijangajanga, toy ny nijangajangan’ny sasany tamin’ireny,+ ka telo arivo sy roa alina taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+
5 Ary hoy i Mosesy tamin’ireo mpitsaran’ny Israely:+ “Samia ianareo mamono+ ny olom-peheziny, izay nanompo an’i Balan’i Peora.”
8 Ary aoka isika tsy hijangajanga, toy ny nijangajangan’ny sasany tamin’ireny,+ ka telo arivo sy roa alina taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+