Eksodosy 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tena ho reraka ianao sy ity vahoaka miaraka aminao ity, satria mavesatra loatra aminao io asa io,+ ka tsy ho vitanao irery.+ Nomery 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Nahoana no dia mampitondra fahoriana ny mpanomponao ianao? Ary inona no nataoko no tsy nahazo sitraka taminao aho ka nampitondrainao enta-mavesatra, dia ireo vahoaka rehetra ireo?+ Nomery 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nila ady+ tamin’i Mosesy ny vahoaka, ka nanao hoe: “Naleonay ihany maty teo anatrehan’i Jehovah niaraka tamin’ireo rahalahinay!+ Nomery 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nikomy tsy nanaraka ny didiko mantsy ianareo tany an-tany efitr’i Zina, rehefa nila ady tamiko ny vahoaka.+ Ary tsy nanamasina+ ahy ianareo rehefa nanome rano teo imason’izy ireo. Izany no ranon’i Meriba+ tao Kadesy,+ tany an-tany efitr’i Zina.”+
18 Tena ho reraka ianao sy ity vahoaka miaraka aminao ity, satria mavesatra loatra aminao io asa io,+ ka tsy ho vitanao irery.+
11 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Nahoana no dia mampitondra fahoriana ny mpanomponao ianao? Ary inona no nataoko no tsy nahazo sitraka taminao aho ka nampitondrainao enta-mavesatra, dia ireo vahoaka rehetra ireo?+
3 Dia nila ady+ tamin’i Mosesy ny vahoaka, ka nanao hoe: “Naleonay ihany maty teo anatrehan’i Jehovah niaraka tamin’ireo rahalahinay!+
14 Nikomy tsy nanaraka ny didiko mantsy ianareo tany an-tany efitr’i Zina, rehefa nila ady tamiko ny vahoaka.+ Ary tsy nanamasina+ ahy ianareo rehefa nanome rano teo imason’izy ireo. Izany no ranon’i Meriba+ tao Kadesy,+ tany an-tany efitr’i Zina.”+