10 Fa ny andro fahafito kosa sabata ho an’i Jehovah Andriamanitrao.+ Aza manao asa na inona na inona ianao, na ny zanakao lahy, na ny zanakao vavy, na ny mpanompolahinao, na ny mpanompovavinao, na ny biby fiompinao, na ny vahiny monina ao an-tanànanao.+