Eksodosy 23:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha manana ady ny mahantra, dia aoka tsy ho ny fahantrany no hahatonga anao homba azy.+ Jakoba 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha izany, tsy misy fanavakavahana ve eo aminareo,+ ka lasa mpitsara+ miangatra+ ianareo?