Ohabolana 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nampianatra ahy ny raiko+ ka nilaza hoe: “Aoka tsy hiala ao am-ponao+ ny teniko.+ Tandremo ny didiko, dia ho ela velona ianao.+ Ohabolana 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tandremo ny didiko, dia ho ela velona ianao,+ ary tandremo toy ny anakandriamaso+ ny lalàko. Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona. Isaia 48:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha mitandrina ny didiko+ tokoa mantsy ianao, dia ho toy ny renirano ny fiadananao+ ary ho toy ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+ 1 Jaona 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+
4 Ary nampianatra ahy ny raiko+ ka nilaza hoe: “Aoka tsy hiala ao am-ponao+ ny teniko.+ Tandremo ny didiko, dia ho ela velona ianao.+
13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.
18 Raha mitandrina ny didiko+ tokoa mantsy ianao, dia ho toy ny renirano ny fiadananao+ ary ho toy ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao!+
3 Izao no fitiavana+ an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny.+ Tsy mavesatra anefa ny didiny,+