3 Koa henoy izao, ry Israely ô, ka araho tsara+ mba hahita soa ianao,+ ary hanjary ho maro be any amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely, araka izay nampanantenain’i Jehovah Andriamanitry ny razanao anao.+
8“Araho tsara+ izay didy rehetra andidiako anareo anio, mba ho ela velona ianareo,+ ka hihamaro ary hiditra ao amin’ilay tany nianianan’i Jehovah tamin’ny razanareo,+ ary haka izany ho fanananareo.