Mpitsara 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ny alin’iny, dia hoy koa i Jehovah tamin’i Gideona: “Alaivo ny vantotr’ombilahin-drainao, dia ilay vantotr’ombilahy faharoa efa fito taona. Ravao ny alitaran’i Bala,+ izay an-drainao, ary kapao ny tsato-kazo masina eo anilany.+
25 Ny alin’iny, dia hoy koa i Jehovah tamin’i Gideona: “Alaivo ny vantotr’ombilahin-drainao, dia ilay vantotr’ombilahy faharoa efa fito taona. Ravao ny alitaran’i Bala,+ izay an-drainao, ary kapao ny tsato-kazo masina eo anilany.+