Nomery 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Rehefa nalefan’i Mosesy hijery taratra ny tany Kanana izy ireo, dia nilazany hoe: “Miakara ho any Negeba,+ ary miakara ho any amin’ny faritra be tendrombohitra.+
17 Rehefa nalefan’i Mosesy hijery taratra ny tany Kanana izy ireo, dia nilazany hoe: “Miakara ho any Negeba,+ ary miakara ho any amin’ny faritra be tendrombohitra.+