-
Josoa 12:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 I Sihona+ mpanjakan’ny Amorita, nonina tao Hesbona.+ Ny faritra nanjakany dia nanomboka teo Aroera+ izay eo an-tsisin’ny lohasaha falehan-driakan’i Arnona,+ ary anisan’izany koa ny afovoan’io lohasaha falehan-driaka io sy ny antsasak’i Gileada, ka nipaka hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Jaboka,+ izay sisin-tanin’ny taranak’i Amona.
-