Deoteronomia 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Nahoma 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Iza no hahajanona eo anoloan’ny fanamelohany?+ Ary iza no hahatohitra ny fahatezerany mafy?+ Hilatsaka toy ny afo+ ny fahavinirany, ary harodana ny vatolampy noho ny aminy. Hebreo 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa afo mandevona koa ny Andriamanitsika.+
24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+
6 Iza no hahajanona eo anoloan’ny fanamelohany?+ Ary iza no hahatohitra ny fahatezerany mafy?+ Hilatsaka toy ny afo+ ny fahavinirany, ary harodana ny vatolampy noho ny aminy.