46 “Raha manota aminao izy,+ fa tsy misy olombelona tsy manota,+ ka tezitra mafy aminy ianao ary avelanao ho azon’ny fahavalo izy, ka entin’ny mpamabo azy any amin’ny tanin’ny fahavalo, na lavitra na akaiky,+
12 Koa tahaka ny nidiran’ny ota avy tamin’ny olona iray+ ho amin’izao tontolo izao, ary avy tamin’ny ota no nidiran’ny fahafatesana,+ ka niely tamin’ny olona rehetra ny fahafatesana, satria samy efa nanota izy rehetra...+