Eksodosy 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia aoka mba hiaraka aminay ianao,+ Jehovah ô, fa mafy hatoka ity vahoaka ity!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”+ Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+ Isaia 48:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fantatro fa maditra+ ianao, ka vy ny hozatry ny hatokao+ ary varahina ny handrinao.+ Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+
9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia aoka mba hiaraka aminay ianao,+ Jehovah ô, fa mafy hatoka ity vahoaka ity!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”+
8 Tsy tokony hotahafiny ny razany,+Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Ary taranaka tsy nanomana ny fony,+Sady tsy mendri-pitokisana teo anatrehan’Andriamanitra.+
51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+