Deoteronomia 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Tsarovy ary aza hadinoina fa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrao ianao tany an-tany efitra.+ Nikomy foana tamin’i Jehovah+ ianareo, nanomboka tamin’ny andro nivoahanareo avy tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity.
7 “Tsarovy ary aza hadinoina fa nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitrao ianao tany an-tany efitra.+ Nikomy foana tamin’i Jehovah+ ianareo, nanomboka tamin’ny andro nivoahanareo avy tany Ejipta ka mandra-pahatonganareo teto amin’ity toerana ity.