31 Dia niverina nankany amin’i Jehovah i Mosesy, ka nanao hoe: “Indrisy! Efa nanao fahotana lehibe ny vahoaka, tamin’ny nanaovany andriamanitra volamena ho azy ireo!+
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+