Deoteronomia 4:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Mbola velona ihany anefa ianao na izany aza, satria tiany ireo razanao ka nifidy ny taranak’izy ireo izy+ ary nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta teo ambany masony, tamin-kery lehibe.+ Salamo 105:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ry taranak’i Abrahama mpanompony+Sy taranak’i Jakoba, eny, ianareo olom-boafidiny!+
37 “Mbola velona ihany anefa ianao na izany aza, satria tiany ireo razanao ka nifidy ny taranak’izy ireo izy+ ary nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta teo ambany masony, tamin-kery lehibe.+