19 Koa izay mandika+ ny iray amin’ireo didy kely indrindra ireo ka mampianatra ny olona hanao toy izany koa, dia tsy mendrika hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.+ Fa izay mitandrina sy mampianatra+ ireo didy ireo kosa no mendrika+ hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.