5 Tandremo tsara fotsiny ny didy+ aman-dalàna izay nandidian’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo, ka tiavo i Jehovah Andriamanitrareo,+ mandehana amin’ny lalany+ rehetra, tandremo ny didiny,+ mifikira mafy aminy,+ ary manompoa+ azy amin’ny fonareo manontolo+ sy ny tenanareo manontolo.”+