17 Tsy ho azonao hanina ao an-tanànanao ny ampahafolon’ny varimbazaha+ sy ny divay vaovao ary ny menaka izay atolotrao, sy ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinao,+ na izay hataonao fanatitra fanefana voady, na izay fanatitra an-tsitrapo,+ na ny fanomezan’ny tananao.+