Marka 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana+ ka hanao famantarana sy fahagagana+ mba hampivily lalana ny olom-boafidy, raha azony atao.+ 2 Tesalonianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa ny fanatrehan’ilay tsy tan-dalàna dia araka ny asan’i+ Satana, miaraka amin’ny fahagagana rehetra, mbamin’ny famantarana sy fambara mandainga rehetra,+
22 Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana+ ka hanao famantarana sy fahagagana+ mba hampivily lalana ny olom-boafidy, raha azony atao.+
9 Fa ny fanatrehan’ilay tsy tan-dalàna dia araka ny asan’i+ Satana, miaraka amin’ny fahagagana rehetra, mbamin’ny famantarana sy fambara mandainga rehetra,+