4 sy mipetraka eny amin’ny fasana+ sy mijanona mandritra ny alina ao amin’ny trano rantsankazo fiambenana, sy mihinana henan-kisoa+ sy manisy ron’ny zava-maloto+ ao am-biliany,
17 Ho ringana daholo izay manamasina sy manadio ny tenany mba hankanesana any amin’ireo zaridaina,+ ho eo andamosin’ilay sampy eo afovoany, ary izay mihinana henan-kisoa+ sy zava-maharikoriko ary voalavo”,+ hoy i Jehovah.